plt_tq/psa/143/07.md

12 lines
469 B
Markdown

# Inona no mety ho mahatonga an'i Davida ho tahaka an'ireo izay midina any an-davaka?
Ho tahaka an'ireo izay midina any an-davaka i Davida raha tsy mamaly faingana Yaveh na raha tsy manafina ny tavany amin'i Davida.
# Inona no tian'i Davida mba henoiny amin'ny maraina satria matoky an'i Yaveh izy?
Ny famindrampon'i Yaveh.
# Inona no tian'i Davida hatao satria izy manandratra ny fanahiny amin'i Yaveh?
Mila an'i Yaveh hampiseho azy ny lalana tokony alehany izy.