# Inona no mety ho mahatonga an'i Davida ho tahaka an'ireo izay midina any an-davaka? Ho tahaka an'ireo izay midina any an-davaka i Davida raha tsy mamaly faingana Yaveh na raha tsy manafina ny tavany amin'i Davida. # Inona no tian'i Davida mba henoiny amin'ny maraina satria matoky an'i Yaveh izy? Ny famindrampon'i Yaveh. # Inona no tian'i Davida hatao satria izy manandratra ny fanahiny amin'i Yaveh? Mila an'i Yaveh hampiseho azy ny lalana tokony alehany izy.