plt_tq/psa/141/08.md

12 lines
342 B
Markdown

# Amin'iza ny mason'i Davida?
Amin'ny Tompo Yaveh.
# Amin'inona no tian'i Davida hiarovan'i Yaveh azy?
Amin'ireo fandrika izay napetraka ho azy, ary amin'ireo fandriky ny mpanao ratsy.
# Inona no tian'i Davida hitranga amin'ny ratsy fanahy?
Maniry Davida mba ho ny ratsy fanahy ihany no hianjera ao amin'ny haratony raha mandositra izy.