# Amin'iza ny mason'i Davida? Amin'ny Tompo Yaveh. # Amin'inona no tian'i Davida hiarovan'i Yaveh azy? Amin'ireo fandrika izay napetraka ho azy, ary amin'ireo fandriky ny mpanao ratsy. # Inona no tian'i Davida hitranga amin'ny ratsy fanahy? Maniry Davida mba ho ny ratsy fanahy ihany no hianjera ao amin'ny haratony raha mandositra izy.