plt_tq/psa/100/04.md

8 lines
264 B
Markdown

# Ahoana no fomba tokony hidiran'ny olona ao amin'ny vavahady sy kianjan'i Yaveh?
Tokony hiditra ao am-bavahadiny amin'ny fisaorana izy ireo ary ao an-kianjany amin'ny fiderana.
# Inona no lazain'ny mpanoratra fa maharitra mandrakizay?
Ny famindrampon'i Yaveh.