# Ahoana no fomba tokony hidiran'ny olona ao amin'ny vavahady sy kianjan'i Yaveh? Tokony hiditra ao am-bavahadiny amin'ny fisaorana izy ireo ary ao an-kianjany amin'ny fiderana. # Inona no lazain'ny mpanoratra fa maharitra mandrakizay? Ny famindrampon'i Yaveh.