plt_tq/psa/09/07.md

8 lines
369 B
Markdown

# Iza no mitoetra mandrakizay ary nampitoetra ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsiana?
Mitoetra mandrakizay Yaveh ary nampitoetra ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsiana.
# Ahoana no hitsaran'i Yaveh an'izao tontolo izao ary inona no ataony ho an'ireo firenena?
Mitsara ny tany amin'ny fahamarinana Yaveh ary manao fanapahankevitra marina ho an'ireo firenena.