# Iza no mitoetra mandrakizay ary nampitoetra ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsiana? Mitoetra mandrakizay Yaveh ary nampitoetra ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsiana. # Ahoana no hitsaran'i Yaveh an'izao tontolo izao ary inona no ataony ho an'ireo firenena? Mitsara ny tany amin'ny fahamarinana Yaveh ary manao fanapahankevitra marina ho an'ireo firenena.