plt_tq/psa/08/01.md

12 lines
318 B
Markdown

# Ny anaran'iza no mahafinaritra manerana ny tany rehetra?
Ny anaran'i Yaveh Tompontsika no mahafinaritra indrindra.
# Inona no noforonin'i Yaveh teo am-bavan'ny zazakely sy ankizy?
Yaveh namorona fiderana.
# Nahoana Yaveh no namorona fiderana?
Namorona fiderana Izy mba hampangina ny fahavalo sy ny mpamalifaty.