# Ny anaran'iza no mahafinaritra manerana ny tany rehetra? Ny anaran'i Yaveh Tompontsika no mahafinaritra indrindra. # Inona no noforonin'i Yaveh teo am-bavan'ny zazakely sy ankizy? Yaveh namorona fiderana. # Nahoana Yaveh no namorona fiderana? Namorona fiderana Izy mba hampangina ny fahavalo sy ny mpamalifaty.