plt_tq/psa/05/11.md

8 lines
282 B
Markdown

# Nahoana no tokony hihiaka am-pifaliana ireo izay mialoka ao amin'Andriamanitra?
Tokony hihiaka am-pifaliana izy ireo satria Andriamanitra no miaro.
# Inona no ho ataon'i Yaveh ho an'ny marina?
Yaveh hitahy ny marina ka hiodidina azy ireo amim-pankasitrahana tahaka ny ampinga.