# Nahoana no tokony hihiaka am-pifaliana ireo izay mialoka ao amin'Andriamanitra? Tokony hihiaka am-pifaliana izy ireo satria Andriamanitra no miaro. # Inona no ho ataon'i Yaveh ho an'ny marina? Yaveh hitahy ny marina ka hiodidina azy ireo amim-pankasitrahana tahaka ny ampinga.