plt_tq/psa/02/12.md

8 lines
261 B
Markdown

# Nahoana ireo mpanjaka no tokony haneho fankatoavana amin'ny zanaka lahin'i Yaveh?
Tokony maneho fankatoavana izy ireo mba tsy hahatezitra azy ary tsy hofaty izy ireo.
# Inona no mitranga amin'izay rehetra mialoka ao amin'ny zanaka lahy?
Sambatra izy ireo.