# Nahoana ireo mpanjaka no tokony haneho fankatoavana amin'ny zanaka lahin'i Yaveh? Tokony maneho fankatoavana izy ireo mba tsy hahatezitra azy ary tsy hofaty izy ireo. # Inona no mitranga amin'izay rehetra mialoka ao amin'ny zanaka lahy? Sambatra izy ireo.