plt_tq/pro/25/21.md

8 lines
258 B
Markdown

# Inona no tokony hataona amin'ny fahavalonao?
Tokony homenao sakafto hohanina sy rano ho sotroina ny fahavalonao.
# Ataon'i Yaveh inona izay manome sakafo sy rano ho an'ny fahavalony?
Ho valian'i Yaveh soa izay manome sakafo sy rano ho an'ny fahavalony.