# Inona no tokony hataona amin'ny fahavalonao? Tokony homenao sakafto hohanina sy rano ho sotroina ny fahavalonao. # Ataon'i Yaveh inona izay manome sakafo sy rano ho an'ny fahavalony? Ho valian'i Yaveh soa izay manome sakafo sy rano ho an'ny fahavalony.