plt_tq/pro/09/07.md

8 lines
245 B
Markdown

# Inona no manjo ny mananatra ny mpaniratsira?
Izay mananatra ny mpaniratsira dia handray fanararaotana ary ho ratraina sy hankahalaina.
# Inona no mahazao ny olona izay mampianatra ny olon-kendry?
Ho tiavina izay mampianatra ny olon-kendry.