# Inona no manjo ny mananatra ny mpaniratsira? Izay mananatra ny mpaniratsira dia handray fanararaotana ary ho ratraina sy hankahalaina. # Inona no mahazao ny olona izay mampianatra ny olon-kendry? Ho tiavina izay mampianatra ny olon-kendry.