plt_tq/pro/08/30.md

8 lines
262 B
Markdown

# Inona no nataon'ny Fahendrena teo anilan'i Yaveh fony nanao ny zava-drehetra Yaveh?
Mpanao asa tanana tena mahay teo anilan'i Yaveh ny Fahendrena fony nanao ny zava-drehetra Yaveh.
# Inona no fifalian'ny Fahendrena?
Ny olombelona no fifalian'ny Fahendrena.