# Inona no nataon'ny Fahendrena teo anilan'i Yaveh fony nanao ny zava-drehetra Yaveh? Mpanao asa tanana tena mahay teo anilan'i Yaveh ny Fahendrena fony nanao ny zava-drehetra Yaveh. # Inona no fifalian'ny Fahendrena? Ny olombelona no fifalian'ny Fahendrena.