plt_tq/php/04/18.md

8 lines
370 B
Markdown

# Ahoana ny fahitan'Andriamanitra ny fanomezana avy amin'ireo Filipiana ho an'i Paoly?
Faly Andriamanitra tamin'ny sorona izay nataon'ireo Filipiana ho an'i Paoly.
# Inona no lazain'i Paoly fa ho ataon'Andriamanitra ho an'ireo Filipiana?
Paoly dia milaza fa hanome izay rehetra ilain'ireo Filipiana Andriamanitra araka ny haren'ny voninahiny ao amin'i Kristy Jesosy.