# Ahoana ny fahitan'Andriamanitra ny fanomezana avy amin'ireo Filipiana ho an'i Paoly? Faly Andriamanitra tamin'ny sorona izay nataon'ireo Filipiana ho an'i Paoly. # Inona no lazain'i Paoly fa ho ataon'Andriamanitra ho an'ireo Filipiana? Paoly dia milaza fa hanome izay rehetra ilain'ireo Filipiana Andriamanitra araka ny haren'ny voninahiny ao amin'i Kristy Jesosy.