plt_tq/php/04/08.md

4 lines
211 B
Markdown

# Karazan-javatra inona no lazain'i Paoly mba heverina?
Paoly dia milaza mba hihevitra an'ireo zavatra izay manan-kaja, ara-drariny, madio, mahafinaritra, nolazaina fa tsara, tena tsara, ary tokony ho deraina.