# Karazan-javatra inona no lazain'i Paoly mba heverina? Paoly dia milaza mba hihevitra an'ireo zavatra izay manan-kaja, ara-drariny, madio, mahafinaritra, nolazaina fa tsara, tena tsara, ary tokony ho deraina.