plt_tq/php/04/04.md

12 lines
457 B
Markdown

# Inona no nasain'i Paoly ataon'ireo Filipiana mandrakariva?
Paoly dia nilaza azy ireo mba hifaly mandrakariva ao amin'ny Tompo.
# Mba tsy hiahiahy, dia inona no nasain'i Poaly hatao?
Paoly nilaza fa mba tsy hiahiahy, dia lazao amin'Andriamanitra amin'ny vavaka izay ilaintsika, ary misaora Azy.
# Raha manao izany isika, dia inona no hiaro ny fo sy fisainantsika?
Raha manao izany isika, dia ny fiadanan'Andriamanitra no hiaro ny fo sy fisainantsika.