# Inona no nasain'i Paoly ataon'ireo Filipiana mandrakariva? Paoly dia nilaza azy ireo mba hifaly mandrakariva ao amin'ny Tompo. # Mba tsy hiahiahy, dia inona no nasain'i Poaly hatao? Paoly nilaza fa mba tsy hiahiahy, dia lazao amin'Andriamanitra amin'ny vavaka izay ilaintsika, ary misaora Azy. # Raha manao izany isika, dia inona no hiaro ny fo sy fisainantsika? Raha manao izany isika, dia ny fiadanan'Andriamanitra no hiaro ny fo sy fisainantsika.