plt_tq/php/03/20.md

8 lines
297 B
Markdown

# Aiza no lazain'i Paoly fa misy ny fanjakan'ireo mpino?
Paoly dia milaza fa any an-danitra ny fanjakan'ireo mpino.
# Inona no ho ataon'i Kristy amin'ny vatan'ireo mpino rehefa tonga any an-danitra Izy?
Kristy dia hanova ny vatantsika izay malemy ho vatana manahaka ny vatany feno voninahitra.