# Aiza no lazain'i Paoly fa misy ny fanjakan'ireo mpino? Paoly dia milaza fa any an-danitra ny fanjakan'ireo mpino. # Inona no ho ataon'i Kristy amin'ny vatan'ireo mpino rehefa tonga any an-danitra Izy? Kristy dia hanova ny vatantsika izay malemy ho vatana manahaka ny vatany feno voninahitra.