plt_tq/php/03/12.md

8 lines
297 B
Markdown

# Na dia tsy mbola tanteraka aza izy, dia manohy manao inona Paoly?
Paoly dia manohy manao ezaka hatrany.
# Hanatratra tanjona inona no hanaovan'i Paoly ezaka?
Paoly dia miezaka manatratra ny tanjona ny hahazoana ny lokan'ny antso avy any ambony avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy.