# Na dia tsy mbola tanteraka aza izy, dia manohy manao inona Paoly? Paoly dia manohy manao ezaka hatrany. # Hanatratra tanjona inona no hanaovan'i Paoly ezaka? Paoly dia miezaka manatratra ny tanjona ny hahazoana ny lokan'ny antso avy any ambony avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy.