plt_tq/php/02/12.md

8 lines
310 B
Markdown

# Ahoana no tokony hampisehoan'ireo Filipiana ny famonjena azy ireo?
Ireo Filipiana dia tokony hampiseho ny famonjena azy ireo amin'ny tahotra sy hovitra.
# Inona no iasan'Andriamanitra mba ho ataon'ireo mpino?
Andriamanitra dia miasa ao amin'ireo mpino mba ho vonon-kanao no sady hiasa ho an'ny fifaliany.