# Ahoana no tokony hampisehoan'ireo Filipiana ny famonjena azy ireo? Ireo Filipiana dia tokony hampiseho ny famonjena azy ireo amin'ny tahotra sy hovitra. # Inona no iasan'Andriamanitra mba ho ataon'ireo mpino? Andriamanitra dia miasa ao amin'ireo mpino mba ho vonon-kanao no sady hiasa ho an'ny fifaliany.