forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
459 B
Markdown
8 lines
459 B
Markdown
# Paoly dia nahatoky fa hitoetra miaraka amin'ireo Filipiana ho amin'ny tanjona inona?
|
|
|
|
Paoly dia natoky fa hitoetra miaraka amin'ireo Filipiana ho an'ny fandrosoan'izy ireo sy fifaliana ao amin'ny finoana.
|
|
|
|
# Na miaraka amin'ireo Filipiana na lavitra azy ireo, dia inona no tian'i Paoly ho re momba ireo Filipiana?
|
|
|
|
Paoly dia te-hendre fa ireo Filipiana dia mijoro mafy amin'ny fanahy iray, amin'ny saina iray miara-miezaka ho an'ny finoana ny filazantsara.
|