# Paoly dia nahatoky fa hitoetra miaraka amin'ireo Filipiana ho amin'ny tanjona inona? Paoly dia natoky fa hitoetra miaraka amin'ireo Filipiana ho an'ny fandrosoan'izy ireo sy fifaliana ao amin'ny finoana. # Na miaraka amin'ireo Filipiana na lavitra azy ireo, dia inona no tian'i Paoly ho re momba ireo Filipiana? Paoly dia te-hendre fa ireo Filipiana dia mijoro mafy amin'ny fanahy iray, amin'ny saina iray miara-miezaka ho an'ny finoana ny filazantsara.