plt_tq/php/01/20.md

8 lines
350 B
Markdown

# Inona no irian'i Paoly atao eo amin'ny fiainana na amin'ny fahafatesana?
Paoly dia naniry ny hitondra voninahitra ho an'i Kristy na amin'ny fiainana na amin'ny fahafatesana.
# Paoly dia nilaza hoe maninona ny fahavelomana ary maninona ny fahafatesana?
Paoly dia nilaza fa Kristy no anton'ny ahavelomany ary ny fahafatesana no hahazoany tombony.