# Inona no irian'i Paoly atao eo amin'ny fiainana na amin'ny fahafatesana? Paoly dia naniry ny hitondra voninahitra ho an'i Kristy na amin'ny fiainana na amin'ny fahafatesana. # Paoly dia nilaza hoe maninona ny fahavelomana ary maninona ny fahafatesana? Paoly dia nilaza fa Kristy no anton'ny ahavelomany ary ny fahafatesana no hahazoany tombony.