plt_tq/php/01/09.md

8 lines
292 B
Markdown

# Inona no nivavahan'i Paoly mba hitombo bebe kokoa eo amin'ireo Filipiana?
Paoly dia nivavaka mba hitombo bebe kokoa eo amin'ireo Filipiana ny fitiavana.
# Amin'ny inona no irian'i Paoly mba hahafeno ireo Filipiana?
Paoly dia maniry mba ho feno ny vokatry ny fahamarinana ireo Filipiana.