# Inona no nivavahan'i Paoly mba hitombo bebe kokoa eo amin'ireo Filipiana? Paoly dia nivavaka mba hitombo bebe kokoa eo amin'ireo Filipiana ny fitiavana. # Amin'ny inona no irian'i Paoly mba hahafeno ireo Filipiana? Paoly dia maniry mba ho feno ny vokatry ny fahamarinana ireo Filipiana.