plt_tq/php/01/03.md

8 lines
369 B
Markdown

# Nohon'ny inona no nisaoran'i Paoly an' Andriamanitra ny amin'ireo Filipiana?
Paoly dia nisaotra an'Andriamanitra ny amin'ny fiombonan'ireo Filipiana amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'izao.
# Inona no nahatokisan'i Paoly momban'ireo Filipiana?
Paoly dia nahatoky fa izay nanomboka asa tsara tamin'izy ireo dia hahatanteraka izany.