# Nohon'ny inona no nisaoran'i Paoly an' Andriamanitra ny amin'ireo Filipiana? Paoly dia nisaotra an'Andriamanitra ny amin'ny fiombonan'ireo Filipiana amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'izao. # Inona no nahatokisan'i Paoly momban'ireo Filipiana? Paoly dia nahatoky fa izay nanomboka asa tsara tamin'izy ireo dia hahatanteraka izany.