plt_tq/phm/01/21.md

8 lines
284 B
Markdown

# Moa va nanantena an'i Filemona handefa an'i Onesimosy hiverina aminy i Paoly?
Eny, mahatoky i Paoly fa hamerina an'i Onesimosy i Filemona.
# Aiza no hiavian'i Paoly raha havotsotra any am-pigadran izy?
Ho tonga hamangy an'i Filemona i Paoly raha havotsotra any am-pigadrana izy.