# Moa va nanantena an'i Filemona handefa an'i Onesimosy hiverina aminy i Paoly? Eny, mahatoky i Paoly fa hamerina an'i Onesimosy i Filemona. # Aiza no hiavian'i Paoly raha havotsotra any am-pigadran izy? Ho tonga hamangy an'i Filemona i Paoly raha havotsotra any am-pigadrana izy.