plt_tq/phm/01/04.md

8 lines
277 B
Markdown

# Inona no toetra tsara ren'i Paoly momban'i Filemona?
Ny fitiavan'i Filemona no ren'i Poaly; finoana ny Tompo, sy ny fahatokisana manoloan ireo olo-masina rehetra.
# Inona no nataon'i Paoly an'ireo olo-masina arak'i Paoly?
Novelombelomin'i Filemona ny fon'ireo olo-masina.