# Inona no toetra tsara ren'i Paoly momban'i Filemona? Ny fitiavan'i Filemona no ren'i Poaly; finoana ny Tompo, sy ny fahatokisana manoloan ireo olo-masina rehetra. # Inona no nataon'i Paoly an'ireo olo-masina arak'i Paoly? Novelombelomin'i Filemona ny fon'ireo olo-masina.