plt_tq/oba/01/17.md

8 lines
318 B
Markdown

# Inona no mety hatao amin'ireo tendrombohitr'i Ziona sasany na dia eo aza ny fahorian'ny Joda?
Ny tendrombihitr'i Ziona sasany dia mety handosirana na dia eo aza ny fahorian'i Joda.
# Firy amin'ireo Edoma no handositra ny fitsaràn'i Yaveh?
Na iray aza tsy hisy sisa velona any Edoma aorian'ny fitsaràn'i Yaveh.