# Inona no mety hatao amin'ireo tendrombohitr'i Ziona sasany na dia eo aza ny fahorian'ny Joda? Ny tendrombihitr'i Ziona sasany dia mety handosirana na dia eo aza ny fahorian'i Joda. # Firy amin'ireo Edoma no handositra ny fitsaràn'i Yaveh? Na iray aza tsy hisy sisa velona any Edoma aorian'ny fitsaràn'i Yaveh.