plt_tq/oba/01/10.md

8 lines
401 B
Markdown

# Nahoana i Edoma no ho sarona amin'ny fahamenarany ka ringana mandrakizay?
Edoma dia ho voasarona amin'ny fahamenarany ary ho ringana mandrakizay noho ny herisetran'i Edoma natao tamin'ny rahalahin'i Jakoba.
# Inona no nitranga tamin'ny andro izay nijanona'i Edoma lavitra an'i Jakoba?
Tamin'izany andro izany, dia niditra tamin'ireo vavahadin'ny Jerosalema ireo vahiny ary nanimba ireo fananany.