# Nahoana i Edoma no ho sarona amin'ny fahamenarany ka ringana mandrakizay? Edoma dia ho voasarona amin'ny fahamenarany ary ho ringana mandrakizay noho ny herisetran'i Edoma natao tamin'ny rahalahin'i Jakoba. # Inona no nitranga tamin'ny andro izay nijanona'i Edoma lavitra an'i Jakoba? Tamin'izany andro izany, dia niditra tamin'ireo vavahadin'ny Jerosalema ireo vahiny ary nanimba ireo fananany.