plt_tq/num/30/09.md

8 lines
329 B
Markdown

# Raha misy mpitondratena na vehivavy nisara-bady manao voady amin'i Yaveh, dia manan-kery ve ilay voady?
Eny, manan-kery ilay voady.
# Raha nisy vehivavy nanao voady tao an-tranon'ny vadiny ary nanafoana izany tamin'ny andro izay andrenesany izany izy, dia manan-kery ve ilay voady?
Tsia, tsy hijanona hanan-kery ny voadiny.