# Raha misy mpitondratena na vehivavy nisara-bady manao voady amin'i Yaveh, dia manan-kery ve ilay voady? Eny, manan-kery ilay voady. # Raha nisy vehivavy nanao voady tao an-tranon'ny vadiny ary nanafoana izany tamin'ny andro izay andrenesany izany izy, dia manan-kery ve ilay voady? Tsia, tsy hijanona hanan-kery ny voadiny.